Numbers 16:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niteny tamin’ny fiangonana izy hoe: Mialà amin’ny tranolain’ireo olon-dratsy ireo ary aza mikasika izay rehetra azy akory, fandrao haringana noho ny fahotany rehetra koa ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary niteny tamin’ny fiangonana Izy, nanao hoe: «Manalavira ianareo ny lain’ireto olon-dratsy ireto, ary aza mikasika izay azy, na inona na inona, fandrao dia ringana koa ianareo, azon’ny fahotany rehetra.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niteny tamin’ny fiangonana izy nanao hoe: –Halaviro ny lain’ireo ratsy fanahy ireo, ary aza mikasika izay azy akory, fandrao maty noho ny fahotany rehetra koa ianareo.
Malagasy Bible 1865
Dia niteny tamin'ny fiangonana izy ka nanao hoe: Mialà amin'ny lain'ireo olon-dratsy ireo, ka aza mikasika izay azy akory, fandrao haringana koa ianareo noho ny fahotany rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niteny tamin’ny fiangonana izy hoe: Mialà amin’ny tranolain’ireo olon-dratsy ireo ary aza mikasika izay rehetra azy akory, fandrao haringana noho ny fahotany rehetra koa ianareo.
malagasy
Dia niteny tamin'ny fiangonana izy ka nanao hoe: Mialà amin'ny lain'ireo olon-dratsy ireo, ka aza mikasika izay azy akory, fandrao haringana koa ianareo noho ny fahotany rehetra.