Numbers 16:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Mosesy: Izao no hahafantaranareo fa NY TOMPO no naniraka ahy hanao ireny asa rehetra ireny, fa tsy avy tamin’ny saiko izany:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy i Môizy: «Izao no hahafantaranareo fa i Iaveh no naniraka ahy mba hanao ireny zavatra rehetra ireny, fa tsy avy amiko izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy i Mosesy hoe: –Izao no hahafantaranareo fa ny TOMPO no naniraka ahy hanatanteraka ireny asa ireny fa tsy saim-pantatro no nanaovako izany.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Mosesy: Izao no hahafantaranareo fa Jehovah no naniraka ahy hanao ireny asa rehetra ireny, fa tsy avy tamin'ny saiko izany:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Mosesy: Izao no hahafantaranareo fa NY TOMPO no naniraka ahy hanao ireny asa rehetra ireny, fa tsy avy tamin’ny saiko izany:
malagasy
Dia hoy Mosesy: Izao no hahafantaranareo fa Jehovah no naniraka ahy hanao ireny asa rehetra ireny, fa tsy avy tamin'ny saiko izany: