Numbers 16:29 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha maty toy ny fahafatesan’ny olona rehetra ireo olona ireo na mahazo famaliana sahala amin’ny olona rehetra dia tsy NY TOMPO no naniraka ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha toy ny fahafatin’ny olona rehetra ihany no hahafaty an’ireo olona ireo, ary raha sahala amin’ny an’ny olona rehetra ihany no hanjò azy, dia tsy i Iaveh no naniraka ahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha fahafatesana tsotra no hahafaty ireo olona ireo, ka izay hanjo ny besinimaro ihany no hihatra aminy, dia tsy ny TOMPO no naniraka ahy.
Malagasy Bible 1865
Raha maty toy ny fahafatin'ny olona rehetra ireo olona ireo, na valiana araka ny famaliana ny olona rehetra izy, dia tsy Jehovah no naniraka ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha maty toy ny fahafatesan’ny olona rehetra ireo olona ireo na mahazo famaliana sahala amin’ny olona rehetra dia tsy NY TOMPO no naniraka ahy.
malagasy
Raha maty toy ny fahafatin'ny olona rehetra ireo olona ireo, na valiana araka ny famaliana ny olona rehetra izy, dia tsy Jehovah no naniraka ahy.