Numbers 16:31 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa tapitra voalazany izay teny rehetra izay dia nivava ny tany izay teo ambanin’iretsy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha vantany vao tapitra voalazany izany teny izany dia nivava teo ambanin’izy ireo ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha vao tapitra voalazan’i Mosesy avokoa izany teny rehetra izany, dia nivava ny tany nohitsahin’i Datàna sy i Abirama.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa tapitra voalazany izany teny rehetra izany, dia nivava ny tany izay teo ambaniny;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa tapitra voalazany izay teny rehetra izay dia nivava ny tany izay teo ambanin’iretsy;
malagasy
Ary rehefa tapitra voalazany izany teny rehetra izany, dia nivava ny tany izay teo ambaniny;