Numbers 16:32 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
eny, nisokatra ny tany ka nitelina azy ireo sy ny ankohonany mbamin’ny olona rehetra izay an’i Kora ary ny fananany rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanoka-bava ny tany, ka nitelina azy ireo, dia izy mbamin’ny fianakaviany ary ny ankohonan’i Kôre rehetra sy ny fananany rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisokatra ny tany ka nitelina azy ireo mbamin’ny fianakaviany ary koa nitelina an’i Kôra sy ny olony rehetra mbamin’ny fananany rehetra.
Malagasy Bible 1865
eny, nisokatra ny tany ka nitelina azy sy ny ankohonany mbamin'ny olona rehetra izay an'i Kora ary ny fananany rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
eny, nisokatra ny tany ka nitelina azy ireo sy ny ankohonany mbamin’ny olona rehetra izay an’i Kora ary ny fananany rehetra.
malagasy
eny, nisokatra ny tany ka nitelina azy sy ny ankohonany mbamin'ny olona rehetra izay an'i Kora ary ny fananany rehetra.