Numbers 16:33 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nidina velona ho any amin’ny fitoeran’ny maty izy ireo mbamin’izay azy rehetra; nikatona taminy ny tany ka fongotra tsy ho eo amin’ny fiangonana intsony izy ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Latsaka velona tany amin’ny fonenan’ny maty ny tenan’izy ireo mbamin’izay azy rehetra, dia nikatona taminy ny tany, ka fongotra teo amin’ny fiangonana izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nidina velona tany amin’ny fonenan’ny maty izy ireo mbamin’izay azy rehetra, ary dia nandrakotra azy ny tany. Tsy hita intsony teo amin’ny fiangonana izy ireo.
Malagasy Bible 1865
Dia latsaka velona ho any amin'ny fiainan-tsi-hita izy mbamin'izay azy rehetra; ary ny tany dia nikatona taminy, ka fongotra tsy ho amin'ny fiangonana intsony izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nidina velona ho any amin’ny fitoeran’ny maty izy ireo mbamin’izay azy rehetra; nikatona taminy ny tany ka fongotra tsy ho eo amin’ny fiangonana intsony izy ireo.
malagasy
Dia latsaka velona ho any amin'ny fiainan-tsi-hita izy mbamin'izay azy rehetra; ary ny tany dia nikatona taminy, ka fongotra tsy ho amin'ny fiangonana intsony izy.