Numbers 16:34 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny Israely rehetra izay nanodidina azy dia nandositra noho ny fidradradradrany; fa hoy izy ireo: Andrao hitelina antsika koa ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nandositra i Israely rehetra nanodidina azy ireo, noho ny fidradradradrany; fa hoy izy: «Ndrao dia atelin’ny tany koa isika.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny Israelita rehetra izay nanodidina azy, dia nandositra raha nandre ny fidradradradràny, satria natahotra fandrao hatelin’ny tany eo koa.
Malagasy Bible 1865
Ary ny Isiraely rehetra izay nanodidina azy dia nandositra noho ny fidradradradrany; fa hoy izy: Andrao hitelina antsika koa ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny Israely rehetra izay nanodidina azy dia nandositra noho ny fidradradradrany; fa hoy izy ireo: Andrao hitelina antsika koa ny tany.
malagasy
Ary ny Isiraely rehetra izay nanodidina azy dia nandositra noho ny fidradradradrany; fa hoy izy: Andrao hitelina antsika koa ny tany.Ary nisy afo nivoaka avy tamin'i Jehovah ka nandevona ny lehilahy dimam-polo amby roan-jato izay nanatitra ditin-kazo manitra.