Numbers 16:35 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nisy afo nivoaka avy tamin’NY TOMPO ka nandevona ireo lehilahy dimampolo sy roanjato izay nanatitra ditin-kazo manitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nisy afo nivoaka avy ao akaikin’i Iaveh nandevona ireo 250 lahy nanatitra zava-manitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nisy afo nalefan’ny TOMPO izay nandoro velona ireo lehilahy 250 nanatitra vovo-javamanitra.
Malagasy Bible 1865
Ary nisy afo nivoaka avy tamin'i Jehovah ka nandevona ny lehilahy dimam-polo amby roan-jato izay nanatitra ditin-kazo manitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nisy afo nivoaka avy tamin’NY TOMPO ka nandevona ireo lehilahy dimampolo sy roanjato izay nanatitra ditin-kazo manitra.
malagasy
Ary nisy afo nivoaka avy tamin'i Jehovah ka nandevona ny lehilahy dimam-polo amby roan-jato izay nanatitra ditin-kazo manitra.