Numbers 16:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha nandre izany i Mosesy dia niankohoka tamin’ny tany
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nandre izany i Môizy dia nidaboka niankohoka,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha nandre izany i Mosesy, dia niankohoka tamin’ny tany
Malagasy Bible 1865
Ary raha nandre izany Mosesy, dia niankohoka izy
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha nandre izany i Mosesy dia niankohoka tamin’ny tany
malagasy
Ary raha nandre izany Mosesy, dia niankohoka izy