Numbers 16:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka niteny tamin’i Kora sy ireo namany rehetra hoe: Rahampitso dia hasehon’NY TOMPO izay Azy sy izay masina ka havelany hanakaiky Azy; koa izay fidiny no havelany hanakaiky Azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka niteny tamin’i Kôre sy ny tariny rehetra nanao hoe: «Rahampitso dia hasehon’i Iaveh izay Azy sy izay masina, ka hampanakekeziny Azy: dia izay nofidiny no hampanakekeziny Azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka niteny tamin’i Kôra sy ny namany hoe: –Rahampitso dia hasehon’ny TOMPO izay Azy sy izay masina ary izay afaka manakaiky Azy; dia izay hofidiny no hampanakaikeziny Azy.
Malagasy Bible 1865
ka niteny tamin'i Kora sy ny namany rehetra nanao hoe: Rahampitso dia hasehon'i Jehovah izay Azy sy izay masina ka hampanakekeny Azy; dia izay fidiny no hampanakekeny Azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka niteny tamin’i Kora sy ireo namany rehetra hoe: Rahampitso dia hasehon’NY TOMPO izay Azy sy izay masina ka havelany hanakaiky Azy; koa izay fidiny no havelany hanakaiky Azy.
malagasy
ka niteny tamin'i Kora sy ny namany rehetra nanao hoe: Rahampitso dia hasehon'i Jehovah izay Azy sy izay masina ka hampanakekeny Azy; dia izay fidiny no hampanakekeny Azy.