Numbers 16:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no ataovy, ry Kora sy ianareo antokony rehetra: Mitondrà fitondrana afo, rahampitso,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no ataovy: Makà fanembohana ianareo, ry Kôre sy ny tariny rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao no ataovy, ry Kôra sy ianareo namany rehetra: Makà fitaovana fandoroana zava-manitra,
Malagasy Bible 1865
Izao no ataovy, ry Kora sy ianareo namany rehetra: Makà fitondran'afo ho anareo rahampitso.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no ataovy, ry Kora sy ianareo antokony rehetra: Mitondrà fitondrana afo, rahampitso,
malagasy
Izao no ataovy, ry Kora sy ianareo namany rehetra: Makà fitondran'afo ho anareo rahampitso.