Numbers 16:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy koa i Mosesy tamin’i Kora: Henoy, ry taranak’i Levy:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Môizy tamin’i Kôre: «Henoy àry, ry zanak’i Levỳ:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy indray i Mosesy tamin’i Kôra: –Henoy, ry taranak’i Levỳ!
Malagasy Bible 1865
Dia hoy koa Mosesy tamin'i Kora: Henoy, ry taranak'i Levy:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy koa i Mosesy tamin’i Kora: Henoy, ry taranak’i Levy:
malagasy
Dia hoy koa Mosesy tamin'i Kora: Henoy, ry taranak'i Levy: