Numbers 17:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mialà amin’io fiangonana io handringanako azy amin’ny indray mipy maso monja! Dia niankohoka tamin’ny tany izy roa lahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Mialà ianareo eo afovoan’ity fiangonana ity, handringanako azy indray mihelina.» Dia niankohoka tamin’ny tany izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Mialà ianareo amin’io fiangonana io fa handringana azy indray mipi-maso Aho. Dia niankohoka tamin’ny tany izy roa lahy,
Malagasy Bible 1865
Mialà amin'io fiangonana io handringanako azy amin'ny indray mipi-maso monja. Dia niankohoka izy roa lahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mialà amin’io fiangonana io handringanako azy amin’ny indray mipy maso monja! Dia niankohoka tamin’ny tany izy roa lahy.
malagasy
Mialà amin'io fiangonana io handringanako azy amin'ny indray mipi-maso monja. Dia niankohoka izy roa lahy.