Numbers 17:14 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary izay efa matin’ny areti-mandringana dia fitonjato sy efatra arivo sy iray alina, afa-tsy izay efa maty noho ny amin’i Kora.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nisy 14.700, no matin’io loza io, afa-tsy ireo maty noho ny amin’i Kôre.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa 14 700 no niharan-doza, afa-tsy ireo efa maty tamin’ny raharahan’i Kôra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary izay efa matin’ny areti-mandringana dia fitonjato sy efatra arivo sy iray alina, afa-tsy izay efa maty noho ny amin’i Kora.
malagasy
Ary izay efa matin'ny areti-mandringana dia fiton-jato amby efatra arivo sy iray alina, afa-tsy izay efa maty noho ny amin'i Kora.