Numbers 17:15 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary niverina ho eo amin’i Mosesy teo anoloan’ny varavaran’ny tranolay fihaonana i Arona, dia nitsahatra ny areti-mandringana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niverina nankeo amin’i Môizy teo anoloan’ny trano lay fihaonana i Aarôna ary efa nitsahatra ny loza.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niverina teo amin’i Mosesy teo am-baravaran’ny Tranolay fihaonana i Aharôna, nony efa nitsahatra ny loza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary niverina ho eo amin’i Mosesy teo anoloan’ny varavaran’ny tranolay fihaonana i Arona, dia nitsahatra ny areti-mandringana.
malagasy
Ary Arona niverina ho eo amin'i Mosesy teo anoloan'ny varavaran'ny trano-lay fihaonana; ary ny areti-mandringana dia nitsahatra.