Numbers 17:18 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny anaran’i Arona no hosoratanao amin’ny tehin’i Levy; fa tehina iray avy no ho an’ny lohan’ny fianakaviany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny anaran’i Aarôna no soraty amin’ny tehin’i Levỳ, fa ho iray ny tehina isam-pilohan’ny fokom-pianakaviany avy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
afa-tsy ny an’ny fokon’i Levỳ izay hametrahanao ny anaran’i Aharôna, satria tehina iray ihany isaky ny filoham-poko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny anaran’i Arona no hosoratanao amin’ny tehin’i Levy; fa tehina iray avy no ho an’ny lohan’ny fianakaviany.
malagasy
Fa ny anaran'i Arona no hosoratanao amin'ny tehin'i Levy; fa tehina iray avy no ho an'ny lohan'ny fianakaviany.