Numbers 17:19 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hataonao ao amin’ny tranolay fihaonana ireo, eo anoloan’ny Vavolombelona, izay ihaonako aminareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hapetrakao ao an-trano lay fihaonana ireo, eo anoloan’ny vavolombelona, izay hihaonako aminareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hapetrakao ao amin’ny Tranolay fihaonana ireo tehina ireo, eo anoloan’ny Vatamasina itahirizana ny raki-tsoratry ny fanekempihavanana, dia ilay toerana ihaonako aminareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hataonao ao amin’ny tranolay fihaonana* ireo, eo anoloan’ny Vavolombelona, izay ihaonako aminareo.
malagasy
Dia hataonao ao amin'ny trano-lay fihaonana ireo, dia eo anoloan'ny Vavolombelona, izay ihaonako aminareo.