Numbers 17:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mitenena amin’i Eleazara, zanak’i Arona mpisorona, mba hesorina teo amin’ny afo ireo fitondrana afo ary aelezo lavitra ny afo fa masina ireny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Ilazao i Eleazara, zanak’i Aarôna mpisorona, hanala ny fanembohana eny amin’ny may sy hanely ny afo any lavitra any, fa zava-masina ireny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Lazao i Elehazara mpisorona zanakalahin’i Aharôna mba hanala ny fitaovana fandoroana zava-manitra ao anaty forohona sy hanely lavitra ny vainafo satria zava-masina ireny fitaovana ireny.
Malagasy Bible 1865
Mitenena amin'i Eleazara, zanak'i Arona mpisorona, mba hotsimponiny eo anatin'ny may ny fitondran'afo, ary ny afo dia aelezo lavitra; fa masina ireny;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mitenena amin’i Eleazara, zanak’i Arona mpisorona, mba hesorina teo amin’ny afo ireo fitondrana afo ary aelezo lavitra ny afo fa masina ireny.
malagasy
Mitenena amin'i Eleazara, zanak'i Arona mpisorona, mba hotsimponiny eo anatin'ny may ny fitondran'afo, ary ny afo dia aelezo lavitra; fa masina ireny;