Numbers 17:20 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny tehin’ny lehilahy izay hofidiko dia hitsimoka ka hampanginiko ny fimonomononan’ny Zanak’Israely Amiko, izay imonomononany aminareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay lehilahy tompon’ny tehina hamony, dia izy no hofidiko, ka dia hampanginiko ny fimonomononan’ny zanak’i Israely aminareo eo anatrehako.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hitsimoka ny tehin’ilay lehilahy hofidiko, koa dia hampanginiko ny fanakianan’ny Israelita anareo eo anatrehako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny tehin’ny lehilahy izay hofidiko dia hitsimoka ka hampanginiko ny fimonomononan’ny Zanak’Israely Amiko, izay imonomononany aminareo.
malagasy
Ary ny tehin'ny lehilahy izay hofidiko dia hitsimoka; ka dia hampanginiko ny fimonomononan'ny Zanak'Isiraely amiko, izay imonomononany aminareo.