Numbers 17:22 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia napetrak’i Mosesy teo anatrehan’NY TOMPO, tao amin’ny tranolain’ny Vavolombelona, ireo tehina ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Napetrak’i Môizy teo anatrehan’i Iaveh ny tehina, tao an-trano lay fihaonana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Napetrak’i Mosesy teo anatrehan’ny TOMPO tao amin’ny Tranolay nisy ny Vatamasina ireo tehina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia napetrak’i Mosesy teo anatrehan’NY TOMPO, tao amin’ny tranolain’ny Vavolombelona, ireo tehina ireo.
malagasy
Dia napetrak'i Mosesy teo anatrehan'i Jehovah, dia tao amin'ny trano lain'ny Vavolombelona ireo tehina ireo.