Numbers 17:23 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony ampitso dia niditra tao amin’ny tranolain’ny Vavolombelona i Mosesy ary indro, nitsimoka tokoa ny tehin’i Arona, izay ho an’ny taranak’i Levy, dia nanaroka sy namony ka namoa amanda masaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony ampitso, niverina tao an-trano lain’ny vavolombelona i Môizy, ka indro fa ny tehin’i Aarôna, dia naniry vony ho an’ny fokon’i Levì, naniriam-bokony sy nivelaram-bony ary namoazana amandy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny ampitso dia niditra tao amin’ny Tranolay i Mosesy, ka nahita fa ny tehin’i Aharôna izay anisan’ny fokon’i Levỳ dia nitsimoka sy namony ary namoa voankazo masaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony ampitso dia niditra tao amin’ny tranolain’ny Vavolombelona i Mosesy ary indro, nitsimoka tokoa ny tehin’i Arona, izay ho an’ny taranak’i Levy, dia nanaroka sy namony ka namoa amanda masaka.
malagasy
Ary nony ampitso dia niditra tao amin'ny trano-lain'ny Vavolombelona Mosesy, ary indro fa nitsimoka ny tehin'i Arona, izay ho an'ny taranak'i Levy, dia nanaroka sy namony ka namoa amygdala.