Numbers 17:24 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia noentin’i Mosesy niala eo anatrehan’NY TOMPO ny tehina rehetra, ho eo amin’ny Zanak’Israely rehetra ka nijery izy ireo ary samy nandray ny tehiny avy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nentin’i Môizy avy teo anatrehan’i Iaveh ny tehina rehetra ho eo amin’ny zanak’i Israely rehetra, dia nahita izany izy ireo, ka samy naka ny tehiny avy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nalain’i Mosesy teo anatrehan’ny TOMPO avokoa ny tehina ka nasehony tamin’ny Israelita rehetra. Nahita izany izy ireo ka samy naka ny tehiny avy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia noentin’i Mosesy niala eo anatrehan’NY TOMPO ny tehina rehetra, ho eo amin’ny Zanak’Israely rehetra ka nijery izy ireo ary samy nandray ny tehiny avy.
malagasy
Dia nentin'i Mosesy nivoaka hiala eo anatrehan'i Jehovah ny tehina rehetra, ho eo amin'ny Zanak'Isiraely rehetra; dia nijery izy, ka samy nandray ny tehiny avy.