Numbers 17:26 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia notanterahin’i Mosesy izany; araka izay nandidian’NY TOMPO azy no nataony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nataon’i Môizy izany, nataony araka ny nandidian’i Iaveh azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia notanterahin’i Mosesy araka izay nandidian’ny TOMPO hataony izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia notanterahin’i Mosesy izany; araka izay nandidian’NY TOMPO azy no nataony.
malagasy
Dia nataon'i Mosesy izany; araka izay efa nandidian'i Jehovah azy no nataony.