Numbers 17:27 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niteny tamin’i Mosesy ny Zanak’Israely hoe: Indro, maty izahay, ringana izahay; eny, ringana avokoa izahay rehetra!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy ny zanak’i Israely tamin’i Môizy: «Indro fa maty izahay, ringana izahay, ringana avokoa izahay rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niteny tamin’i Mosesy ny Israelita ka nanao hoe: –Indro fa ho faty izahay, ho ringana izahay; eny, ho ringana avokoa izahay rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niteny tamin’i Mosesy ny Zanak’Israely hoe: Indro, maty izahay, ringana izahay; eny, ringana avokoa izahay rehetra!
malagasy
Dia niteny tamin'i Mosesy ny Zanak'Isiraely ka nanao hoe: Indro, maty izahay, ringana izahay, eny, ringana avokoa izahay rehetra.Ho faty izay rehetra manakaiky, dia izay manakaiky ny tabernakelin'i Jehovah; ho lany maty va izahay?