Numbers 17:28 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ho faty izay rehetra manakaiky, dia izay manakaiky ny tabernakelin’NY TOMPO! Ho tapitra maty va izahay?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa maty izay rehetra manakaiky ny Fonenan’i Iaveh, ka dia ho faty avokoa izany izahay?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Na zovy na zovy manakaiky ny Fonena-masin’ny TOMPO dia tsy maintsy maty! Koa ho faty tsy misy miangana avokoa va izahay rehetra?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ho faty izay rehetra manakaiky, dia izay manakaiky ny tabernakelin’NY TOMPO! Ho tapitra maty va izahay?
malagasy
Ho faty izay rehetra manakaiky, dia izay manakaiky ny tabernakelin'i Jehovah; ho lany maty va izahay?