Numbers 17:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ho fahatsiarovana ho an’ny Zanak’Israely mba tsy hisy olon-kafa, afa-tsy ny taranak’i Arona ihany, no hahazo manakaiky handoro ditin-kazo manitra eo anatrehan’NY TOMPO, fandrao ho tonga tahaka an’i Kora sy ireo antokony izy, araka ny tenin’NY TOMPO izay nampitondrainy an’i Mosesy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fahatsiarovana ho an’ny zanak’i Israely izany, mba tsy hisy olon-kafa, tsy anisan’ny taranak’i Aarôna handroso hanatitra zava-manitra eo anatrehan’i Iaveh, ka dia ho tahaka an’i Kôre sy ny tariny, araka izay nolazain’i Iaveh taminy, tamin’ny alalan’i Môizy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany dia fahatsiarovana ho an’ny Israelita mba tsy ho olon-kafa ankoatra ny taranak’i Aharôna no hanatona handoro ny vovo-javamanitra eo anatrehan’ny TOMPO; izay sahy hanao izany dia hiharan’ny nanjo an’i Kôra sy ny namany, araka izay nambaran’ny TOMPO tamin’i Aharôna tamin’ny alalan’i Mosesy.
Malagasy Bible 1865
ho fahatsiarovana ho an'ny Zanak'Isiraely mba tsy hisy olon-kafa afa-tsy ny taranak'i Arona ihany no hahazo manakaiky handoro ditin-kazo manitra eo anatrehan'i Jehovah; fandrao ho tahaka an'i Kora sy ny namany izy, dia araka ny tenin'i Jehovah izay nampitondrainy an'i Mosesy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ho fahatsiarovana ho an’ny Zanak’Israely mba tsy hisy olon-kafa, afa-tsy ny taranak’i Arona ihany, no hahazo manakaiky handoro ditin-kazo manitra eo anatrehan’NY TOMPO, fandrao ho tonga tahaka an’i Kora sy ireo antokony izy, araka ny tenin’NY TOMPO izay nampitondrainy an’i Mosesy.
malagasy