Numbers 17:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony ampitso dia nimonomonona tamin’i Mosesy sy i Arona ny fiangonana, dia ny Zanak’Israely manontolo, ka niteny hoe: Ianareo no nahafaty ny olon’NY TOMPO!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony ampitso dia nimonomonona tamin’i Môizy sy i Aarôna ny fiangonan’ny zanak’i Israely rehetra nanao hoe: «Ianareo efa nahafaty ny vahoakan’i Iaveh.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony maraina dia nanakiana an’i Mosesy sy i Aharôna ny fiangonana israelita manontolo ka nanao hoe: –Ianareo no nahafaty ny vahoakan’ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Ary nony ampitso dia nimonomonona tamin'i Mosey sy Arona ny fiangonana, dia ny Zanak'Isiraely rehetra, ka nanao hoe: Hianareo efa nahafaty ny olon'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony ampitso dia nimonomonona tamin’i Mosesy sy i Arona ny fiangonana, dia ny Zanak’Israely manontolo, ka niteny hoe: Ianareo no nahafaty ny olon’NY TOMPO!
malagasy
Ary nony ampitso dia nimonomonona tamin'i Mosey sy Arona ny fiangonana, dia ny Zanak'Isiraely rehetra, ka nanao hoe: Hianareo efa nahafaty ny olon'i Jehovah.