Numbers 17:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nankeo anoloan’ny tranolay fihaonana i Mosesy sy i Arona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nandroso teo anoloan’ny trano lay fihaonana i Môizy sy i Aarôna,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nankeo anoloan’ny Tranolay fihaonana i Mosesy sy i Aharôna.
Malagasy Bible 1865
Ary Mosesy sy Arona dia nankeo anoloan'ny trano-lay fihaonana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nankeo anoloan’ny tranolay fihaonana i Mosesy sy i Arona.
malagasy
Ary Mosesy sy Arona dia nankeo anoloan'ny trano-lay fihaonana.