Numbers 18:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Amin’ireo zavatra masina indrindra no hihinananareo; ny lehilahy rehetra no mahazo mihinana azy; ho masina ho anao izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’ny toerana masina indrindra no hihinananareo azy, ny lehilahy rehetra no mihinana azy; masina ho anao izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka hataonareo sakafo. Ny lehilahy rehetra ao amin’ny ankohonanareo ihany no mahazo mihinana azy satria sakafo masina izany.
Malagasy Bible 1865
Toy ny fihinananao ny zavatra masina indrindra no hihinananao azy; ny lehilahy rehetra no mahazo mihinana azy: masina ho anao izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Amin’ireo zavatra masina indrindra no hihinananareo; ny lehilahy rehetra no mahazo mihinana azy; ho masina ho anao izany.
malagasy
Toy ny fihinananao ny zavatra masina indrindra no hihinananao azy; ny lehilahy rehetra no mahazo mihinana azy: masina ho anao izany.