Numbers 18:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay rehetra tsara indrindra amin’ny diloilo sy ny ranom-boaloboka ary ny vary, dia ny voaloham-bokatra aminy, izay atolony ho an’NY TOMPO, dia efa nomeko anao koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Omeko anao avokoa ny tsara indrindra amin’ny diloilo, sy ny tsara indrindra amin’ny divay vaovao sy amin’ny vary, dia ny voaloham-bokatra hateriny ho an’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Homeko anareo koa ny tsara indrindra amin’ny menaka sy ny divay vaovao ary ny vary sy ny voamaina izay aterin’ny Israelita ho voaloham-bokatra ho Ahy TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Izay rehetra tsara indrindra amin'ny diloilo sy ny ranom-boaloboka ary ny vary, dia ny voaloham-bokatra aminy, izay ateriny ho an'i Jehovah, dia efa nomeko anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay rehetra tsara indrindra amin’ny diloilo sy ny ranom-boaloboka ary ny vary, dia ny voaloham-bokatra aminy, izay atolony ho an’NY TOMPO, dia efa nomeko anao koa.
malagasy
Izay rehetra tsara indrindra amin'ny diloilo sy ny ranom-boaloboka ary ny vary, dia ny voaloham-bokatra aminy, izay ateriny ho an'i Jehovah, dia efa nomeko anao.