Numbers 18:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny voaloham-bokatra rehetra eo amin’ny taniny, izay hatolony ho an’NY TOMPO, dia ho anao. Izay rehetra madio amin’ny ankohonanao no mahazo mihinana aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho anao ny voaloham-bokatry ny taniny haterin’izy ireo ho an’i Iaveh. Hihinana amin’izany izay rehetra madio ao an-tranonao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, ho anareo avokoa ny santa-bokatry ny taniny, izay hateriny amiko. Izay rehetra madio ao an-tranonareo dia afaka hihinana izany.
Malagasy Bible 1865
Ny voaloham-bokatra rehetra eo amin'ny taniny, izay hateriny ho an'i Jehovah, dia ho anao; izay rehetra madio amin'ny ankohonanao no mahazo mihinana azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny voaloham-bokatra rehetra eo amin’ny taniny, izay hatolony ho an’NY TOMPO, dia ho anao. Izay rehetra madio amin’ny ankohonanao no mahazo mihinana aminy.
malagasy
Ny voaloham-bokatra rehetra eo amin'ny taniny, izay hateriny ho an'i Jehovah, dia ho anao; izay rehetra madio amin'ny ankohonanao no mahazo mihinana azy.