Numbers 18:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny zavatra voaozona rehetra ao amin’ny Israely dia ho anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho anao ny zavatra rehetra nivoadiana ho anatema ao amin’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny zavatra rehetra natokan’ny Israelita ho Ahy dia raikitra ho anareo koa.
Malagasy Bible 1865
Ny zavatra rehetra voatokana amin'ny Isiraely dia ho anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny zavatra voaozona rehetra ao amin’ny Israely dia ho anao.
malagasy
Ny zavatra rehetra voatokana amin'ny Isiraely dia ho anao.