Numbers 18:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny voalohan-teraky ny omby na ny voalohan-teraky ny ondry na ny voalohan-teraky ny osy kosa dia tsy mba havotanao, fa masina ireny. Ny rany dia hafafinao amin’ny alitara ary ny jaborany dia hodoranao ho fofona, ho fanatitra levonina amin’ny afo, ho hanitra ankasitrahana ho an’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ny voalohan-teraky ny omby kosa, na ny voalohan-teraky ny ondry, na ny voalohan-teraky ny osy, dia aza asaina avotana fa masina ireny; ka ararakao eo ambonin’ny ôtely ny rany, hodoranao hanetona ny saborany, sorona atao amin’ny afo izany, ho hanitra mahafinaritra ho an’i Iaveh;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa tsy mba havotanao kosa ny voalohan-teraky ny omby na ny ondry na ny osy satria voatokana ho Ahy ireny. Hararakao eo amin’ny alitara ny rany ary hodoranao manontolo ny saborany ka hanetona ho hanitra ankasitrahina ho AHY izany.
Malagasy Bible 1865
Fa ny voalohan-teraky ny omby, na ny voalohan-teraky ny ondry, na ny voalohan-teraky ny osy kosa tsy mba havotanao, fa masina ireny; ny ràny dia hatopinao amin'ny alitara, ary ny saborany hodoranao ho fofona, ho fanatitra atao amin'ny afo, ho hanitra ankasitrahana ho an'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny voalohan-teraky ny omby na ny voalohan-teraky ny ondry na ny voalohan-teraky ny osy kosa dia tsy mba havotanao, fa masina ireny. Ny rany dia hafafinao amin’ny alitara ary ny jaborany dia hodoranao ho fofona, ho fanatitra levonina amin’ny afo, ho hanitra ankasitrahana ho an’NY TOMPO.
malagasy