Numbers 18:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy NY TOMPO tamin’i Arona: Tsy mba hanana lova eo amin’ny tanin’ireo ianao sady tsy mba hanana anjara eo aminy; Izaho no anjaranao sy lovanao eo anivon’ny Zanak’Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Iaveh tamin’i Aarôna: «Tsy mba hanan-dova eo amin’ny taniny ianao, ary tsy mba hisy izay ho anjaranao eo afovoan’izy ireo; fa Izaho no anjaranao sy lovanao eo afovoan’ny zanak’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy indray ny TOMPO tamin’i Aharôna: –Tsy mba hahazo fananana sy anjara ianao eo amin’ny tanin’ireo Israelita, fa Izaho no anjaranao sy fanananao eo anivon’ny Israelita hafa.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Jehovah tamin'i Arona: Tsy mba hanana lova eo amin'ny tany ianao sady tsy mba hanana anjara eo aminy; Izaho no anjaranao sy lovanao eo amin'ny Zanak'Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy NY TOMPO tamin’i Arona: Tsy mba hanana lova eo amin’ny tanin’ireo ianao sady tsy mba hanana anjara eo aminy; Izaho no anjaranao sy lovanao eo anivon’ny Zanak’Israely.
malagasy
Ary hoy Jehovah tamin'i Arona: Tsy mba hanana lova eo amin'ny tany ianao sady tsy mba hanana anjara eo aminy; Izaho no anjaranao sy lovanao eo amin'ny Zanak'Isiraely.