Numbers 18:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro, efa nomeko ny taranak’i Levy ho fananany ny fahafolonkarena rehetra amin’ny Israely noho ny fanompoana izay ataony, dia ny fanompoana ny amin’ny tranolay fihaonana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Indro omeko ho lovan’ny taranak’i Levỳ ny fahafolon-karena rehetra amin’i Israely noho ny raharaha ataony, dia ny raharahan’ny trano lay fihaonana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy koa ny TOMPO hoe: –Ny levita kosa dia omeko ny fahafolon-karena rehetra voaangona amin’ny Israelita noho ny asam-panompoany ao amin’ny Tranolay fihaonana.
Malagasy Bible 1865
Ary, indro, ny taranak'i Levy efa nomeko ny fahafolon-karena rehetra amin'ny Isiraely ho fananany noho ny fanompoana izay ataony, dia ny fanompoana ny amin'ny trano-lay fihaonana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro, efa nomeko ny taranak’i Levy ho fananany ny fahafolonkarena rehetra amin’ny Israely noho ny fanompoana izay ataony, dia ny fanompoana ny amin’ny tranolay fihaonana*.
malagasy
Ary, indro, ny taranak'i Levy efa nomeko ny fahafolon-karena rehetra amin'ny Isiraely ho fananany noho ny fanompoana izay ataony, dia ny fanompoana ny amin'ny trano-lay fihaonana.