Numbers 18:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy mahazo manakaiky ny tranolay fihaonana intsony ny Zanak’Israely, fandrao meloka izy ka maty.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy hanakaiky ny trano lay fihaonana intsony ny zanak’i Israely, fandrao dia hitondra ny helony izy ka maty.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa tsy mahazo manakaiky ny Tranolay fihaonana intsony ny Israelita fandrao hitambesaran-keloka hahafaty azy izy.
Malagasy Bible 1865
Ary tsy mahazo manakaiky ny trano-lay fihaonana intsony ny Zanak'Isiraely, fandrao meloka izy ka maty.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy mahazo manakaiky ny tranolay fihaonana intsony ny Zanak’Israely, fandrao meloka izy ka maty.
malagasy
Ary tsy mahazo manakaiky ny trano-lay fihaonana intsony ny Zanak'Isiraely, fandrao meloka izy ka maty.