Numbers 18:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny levita ihany no hanao ny fanompoana momba ny tranolay fihaonana ary izy ireo no hitondra ny helony; ho lalàna maharitra amin’ny taranakareo hatramin’ny taranaka fara aman-dimby izany, fa tsy hanan-tany ho lova eo amin’ny Zanak’Israely izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny Levita ihany no hanao ny raharahan’ny trano lay fihaonana, dia izy no hitondra ny helony. Ho lalàna mandrakizay amin’ny taranakareo, no tsy hananany lova eo afovoan’ny zanak’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny levita ihany no hanatanteraka ny fanompoana momba ny Tranolay fihaonana, ary izy ihany no itambesaran’ny hadisoana vitany ao. Ho lalàna raikitra eo amin’ny taranakareo hatrany izany. Tsy handray faritany ho lova eo anivon’ny Israelita ny levita,
Malagasy Bible 1865
Fa ny Levita ihany no hanao ny fanompoana momba ny trano-lay fihaonana, ary izy no hitondra ny helony; ho lalàna mandrakizay amin'ny taranakareo hatramin'ny taranaka fara mandimby izany, fa tsy hanan-tany ho lovany eo amin'ny Zanak'Isiraely izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny levita* ihany no hanao ny fanompoana momba ny tranolay fihaonana ary izy ireo no hitondra ny helony; ho lalàna maharitra amin’ny taranakareo hatramin’ny taranaka fara aman-dimby izany, fa tsy hanan-tany ho lova eo amin’ny Zanak’Israely izy.
malagasy
Fa ny Levita ihany no hanao ny fanompoana momba ny trano-lay fihaonana, ary izy no hitondra ny helony; ho lalàna mandrakizay amin'ny taranakareo hatramin'ny taranaka fara mandimby izany, fa tsy hanan-tany ho lovany eo amin'ny Zanak'Isiraely izy.