Numbers 18:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary izany fanomezana izany dia hisaina ho anareo toy ny fanomezana nalaina avy amin’ny vary avy eo am-pamoloana sy ny divay avy eo amin’ny famiazana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary izany fanokanana ataonareo izany dia horaisina ho solon’ny vary atokana avy eo am-pamoloana, ho solon’ny divay vaovao avy amin’ny barika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay hatokanareo dia hisaina mitovy amin’ny fanatitra avahan’ny olona ho Ahy amin’ny vary sy ny voamaina na ny divay vaovao.
Malagasy Bible 1865
Ary ny fanatitra alainareo dia hisaina ho anareo toy ny vary avy eo am-pamoloana sy ny divay avy eo amin'ny famiazana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary izany fanomezana izany dia hisaina ho anareo toy ny fanomezana nalaina avy amin’ny vary avy eo am-pamoloana sy ny divay avy eo amin’ny famiazana.
malagasy
Ary ny fanatitra alainareo dia hisaina ho anareo toy ny vary avy eo am-pamoloana sy ny divay avy eo amin'ny famiazana.