Numbers 18:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary lazao aminy hoe: Rehefa maka ny tsara indrindra avy amin’izany ianareo dia hisaina ho an’ny levita toy ny vokatra avy eo am-pamoloana sy avy eo amin’ny famiazana izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Lazao aminy hoe: Raha manokana ny tsara indrindra amin’izany ianareo, dia hisaina ho an’ny Levita ny ampahafolony, ho solon’ny vokatra avy eo am-pamoloana, sy ho solon’ny vokatra avy eo amin’ny famiazana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary rehefa navahanareo izay ampahany tsara indrindra amin’izany rehetra izany, dia hotananareo ho anareo levita ny ambiny, tahaka ny itanan’ny Israelita hafa ny ambin’ny vokatra avy eo am-pamoloany sy ny vokatra avy eo amin’ny famiazany.
Malagasy Bible 1865
Dia lazao aminy hoe: Raha maka ny tsara indrindra avy aminy ianareo, dia hisaina ho an'ny Levita toy ny vokatra avy eo am-pamoloana sy ny divay avy eo amin'ny famiazana izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary lazao aminy hoe: Rehefa maka ny tsara indrindra avy amin’izany ianareo dia hisaina ho an’ny levita toy ny vokatra avy eo am-pamoloana sy avy eo amin’ny famiazana izany.
malagasy
Dia lazao aminy hoe: Raha maka ny tsara indrindra avy aminy ianareo, dia hisaina ho an'ny Levita toy ny vokatra avy eo am-pamoloana sy ny divay avy eo amin'ny famiazana izany.