Numbers 18:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia mahazo mihinana izany na aiza na aiza ianareo sy ny ankohonanareo; fa karamanareo izany, anjara noho ny fanompoanareo ao amin’ny tranolay fihaonana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hihinana izany amin’ny toerana rehetra ianareo sy ny fianakavianareo, fa karamanareo izany, noho ny raharaha ataonareo ao amin’ny trano lay fihaonana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mahazo mihinana izany vokatra izany ianareo sy ny fianakavianareo amin’ny toerana izay tianareo, fa karamanareo izany noho ny asa fanompoanareo ao amin’ny Tranolay fihaonana.
Malagasy Bible 1865
Dia mahazo mihinana izany eo amin'ny fitoerana rehetra ianareo sy ny ankohonanareo; fa karamanareo izany noho ny fanompoanareo ao amin'ny trano-lay fihaonana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia mahazo mihinana izany na aiza na aiza ianareo sy ny ankohonanareo; fa karamanareo izany, anjara noho ny fanompoanareo ao amin’ny tranolay fihaonana.
malagasy
Dia mahazo mihinana izany eo amin'ny fitoerana rehetra ianareo sy ny ankohonanareo; fa karamanareo izany noho ny fanompoanareo ao amin'ny trano-lay fihaonana.Ary tsy hahazoanareo heloka ireny, raha maka ny tsara indrindra avy aminy ianareo; ary tsy holotoinareo ny zava-masina aterin'ny Zanak'Isiraely, dia tsy ho faty ianareo.