Numbers 18:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hotandremanareo ny anjara raharaha momba ny fitoerana masina sy ny anjara raharaha momba ny alitara mba tsy hisy fahatezerana hahazo ny Zanak’Israely intsony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hotanterahinareo ny fanompoana momba ny fitoerana masina sy ny fanompoana momba ny ôtely, mba tsy hisy fahatezerana amin’ny zanak’i Israely intsony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hotanterahinareo ao amin’ny Toeramasina sy eo amin’ny alitara ny asa fanompoanareo mba tsy hirehetan’ny fahatezerako intsony amin’ny Israelita.
Malagasy Bible 1865
Dia hotandremanareo ny anjara-raharaha momba ny fitoerana masina sy ny anjara-raharaha momba ny alitara, mba tsy hisy fahatezerana hahazo ny Zanak'Isiraely intsony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hotandremanareo ny anjara raharaha momba ny fitoerana masina sy ny anjara raharaha momba ny alitara mba tsy hisy fahatezerana hahazo ny Zanak’Israely intsony.
malagasy
Dia hotandremanareo ny anjara-raharaha momba ny fitoerana masina sy ny anjara-raharaha momba ny alitara, mba tsy hisy fahatezerana hahazo ny Zanak'Isiraely intsony.