Numbers 18:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary indro Aho efa naka ireo levita rahalahinareo avy tamin’ny Zanak’Israely; omena anareo izy ireo ho fanomezana ho an’NY TOMPO mba hanao ny fanompoana momba ny tranolay fihaonana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Indro efa nalaiko teo afovoan’ny zanak’i Israely ny Levita rahalahinareo. Efa natolotra an’i Iaveh izy ka atolotra aminareo ho fanomezana, mba hanao ny raharahan’ny trano lay fihaonana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indro efa nofidiko tamin’ny Israelita ny Levita mpiray foko aminareo; koa dia Ahy TOMPO izy ireo ka hatolotro anareo mba hanao ny fanompoana ao amin’ny Tranolay fihaonana.
Malagasy Bible 1865
Ary, indro, Izaho efa naka ny Levita rahalahinareo avy tamin'ny Zanak'Isiraely; omena anareo izy ho fanomezana ho an'i Jehovah mba hanao ny fanompoana momba ny trano-lay fihaonana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary indro Aho efa naka ireo levita* rahalahinareo avy tamin’ny Zanak’Israely; omena anareo izy ireo ho fanomezana ho an’NY TOMPO mba hanao ny fanompoana momba ny tranolay fihaonana.
malagasy
Ary, indro, Izaho efa naka ny Levita rahalahinareo avy tamin'ny Zanak'Isiraely; omena anareo izy ho fanomezana ho an'i Jehovah mba hanao ny fanompoana momba ny trano-lay fihaonana.