Numbers 19:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hanalan’i Eleazara mpisorona amin’ny fanondrony ny rany ka hafafiny impito manandrify ny tranolay fihaonana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hangalan’i Eleazara mpisorona amin’ny rantsan-tanany ny ran’ny omby vavy ka afafiny impito mankamin’ny varavaran’ny trano lay fihaonana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hakan’i Elehazàra mpisorona amin’ny fanondro ny ran’ilay ombivavy ka hafafiny impito manandrify ny Tranolay fihaonana.
Malagasy Bible 1865
Dia hanalan'i Eleazara mpisorona amin'ny fanondrony ny ràny ka hafafiny impito manandrify ny trano-lay fihaonana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hanalan’i Eleazara mpisorona amin’ny fanondrony ny rany ka hafafiny impito manandrify ny tranolay fihaonana*.
malagasy
Dia hanalan'i Eleazara mpisorona amin'ny fanondrony ny ràny ka hafafiny impito manandrify ny trano-lay fihaonana.