Numbers 19:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny mpisorona dia haka hazo sedera sy hisopa ary jaky ka hanipy izany eo afovoan’ny afo andoroana ny vantotra ombivavy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ny mpisorona haka hazo sedera sy hisopa ary lamba mena antitra, ka hanipy izany ao afovoan’ny afo mandoro ny omby vavy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia haka hazo sedera sy rantsana hisôpa ary lamba jaky ny mpisorona ka hanipy azy eo amin’ny afo andoroana ilay ombivavy.
Malagasy Bible 1865
Ary ny mpisorona dia haka hazo sedera sy hysopa ary jaky ka hanipy azy eo afovoan'ny afo andoroana ny vantotr'ombivavy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny mpisorona dia haka hazo sedera sy hisopa* ary jaky ka hanipy izany eo afovoan’ny afo andoroana ny vantotra ombivavy.
malagasy
Ary ny mpisorona dia haka hazo sedera sy hysopa ary jaky ka hanipy azy eo afovoan'ny afo andoroana ny vantotr'ombivavy.