Numbers 2:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy NY TOMPO tamin’i Mosesy sy i Arona:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary niteny tamin’i Môizy i Iaveh nanao hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niteny tamin’i Mosesy sy i Aharôna ny TOMPO nanao hoe:
Malagasy Bible 1865
Ary Jehovah niteny tamin'i Mosesy sy Arona ka nanao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy NY TOMPO tamin’i Mosesy sy i Arona:
malagasy
[Ny filaharan'ny tobin'ny Isiraely araka ny fireneny avy] Ary Jehovah niteny tamin'i Mosesy sy Arona ka nanao hoe: