Numbers 2:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny tontalin’izay voaisa teo amin’ny tobin’i Robena dia dimampolo sy efajato sy arivo sy dimy alina sy iray hetsy, araka ny antokony. Ireo no mandeha faharoany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka dia 151.450 no totalin’ny eo amin’ny tobin-dRobena, araka ny lehilahy voaisa manaraka ny antokony avy. Ireo no ho laharana faharoa eny an-dalana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny vatan-dehilahy ao anatin’ny tobin’i Reobena dia mitontaly 151 450. Ireo no mandeha faharoa.
Malagasy Bible 1865
Ny tontalin'izay nalamina teo amin'ny tobin'i Robena dia dimam-polo amby efa-jato sy arivo sy dimy alina sy iray hetsy, araka ny antokony. Ireo no mandeha faharoany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny tontalin’izay voaisa teo amin’ny tobin’i Robena dia dimampolo sy efajato sy arivo sy dimy alina sy iray hetsy, araka ny antokony. Ireo no mandeha faharoany.
malagasy
Ny tontalin'izay nalamina teo amin'ny tobin'i Robena dia dimam-polo amby efa-jato sy arivo sy dimy alina sy iray hetsy, araka ny antokony. Ireo no mandeha faharoany.