Numbers 2:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny tontalin’izay voaisa teo amin’ny tobin’i Efraima dia zato sy valo arivo sy iray hetsy, araka ny antokony. Ireo no mandeha fahatelony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka dia 18.100 no totalin’ny eo amin’ny tobin’i Efraima, araka ny lehilahy voaisa, manaraka ny antokony avy. Ireo no laharana fahatelo eny an-dalana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny vatan-dehilahy ao anatin’ny tobin’i Efraîma dia mitontaly 108 100. Ireo no mandeha fahatelo.
Malagasy Bible 1865
Ny tontalin'izay nalamina teo amin'ny tobin'i Efraima dia zato amby valo arivo sy iray hetsy, araka ny antokony. Ireo no mandeha fahatelony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny tontalin’izay voaisa teo amin’ny tobin’i Efraima dia zato sy valo arivo sy iray hetsy, araka ny antokony. Ireo no mandeha fahatelony.
malagasy
Ny tontalin'izay nalamina teo amin'ny tobin'i Efraima dia zato amby valo arivo sy iray hetsy, araka ny antokony. Ireo no mandeha fahatelony.