Numbers 2:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fanevan’ny tobin’i Dana, araka ny antokony, dia ho eo amin’ny lafiny avaratra. Ny lohan’ny taranak’i Dana dia i Ahiezera, zanak’i Amisaday.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny fanevan’ny tobin’i Dana no ho eo avaratra, mbamin’ny antokony. Ny filohan’ny taranak’i Dana dia i Ahiesera zanak’i Amisadaìa;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Amin’ny lafiny avaratra kosa no hisy ireo tafika mivondrona ao anatin’ny tobin’i Dana, izay ahitana mifanila ny tafika danita sy aserita ary naftalita. Ny vatan-dehilahy voaisa ho afa-mitam-piadiana dia hotarihin’ny filoha anankiray avy amin’ny fokony araka izao: ho an’ny fokon’i Dana dia i Ahihezera zanakalahin’i Hamisaday miaraka amin’ny vatan-dehilahy 62 700; ho an’ny fokon’i Asera dia i Pagihiela zanakalahin’i Hôkràna miaraka amin’ny vatan-dehilahy 41 500; ho an’ny fokon’i Naftalỳ dia i Ahira zanakalahin’i Henàna miaraka amin’ny vatan-dehilahy 53 400.
Malagasy Bible 1865
Ary ny fanevan'ny tobin'i Dana, araka ny antokony, dia ho eo amin'ny lafiny avaratra; ary ny lohan'ny taranak'i Dana dia Ahiezera, zanak'i Amisaday;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fanevan’ny tobin’i Dana, araka ny antokony, dia ho eo amin’ny lafiny avaratra. Ny lohan’ny taranak’i Dana dia i Ahiezera, zanak’i Amisaday.
malagasy
Ary ny fanevan'ny tobin'i Dana, araka ny antokony, dia ho eo amin'ny lafiny avaratra; ary ny lohan'ny taranak'i Dana dia Ahiezera, zanak'i Amisaday;