Numbers 2:32 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ireo no voaisa tamin’ny Zanak’Israely, araka ny fianakaviany. Ny tontalin’izay voaisa tamin’ny toby rehetra, araka ny antokony, dia dimampolo sy dimanjato sy telo arivo sy enina hetsy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ireo no isan’ny zanak’i Israely voasoratra tamin’ny fanisana azy, araka ny fokom-pianakaviany avy. 603.550 no totalin’ny lehilahy voaisa, voatokotoko isan-tobiny araka ny antoko-miaramilany avy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny vatan-dehilahy israelita voaisa araka ny foko sy araka ny toby nisy ireo tafika dia tafakatra 603 550 ny fitambarany.
Malagasy Bible 1865
Ireo no nalamina avy tamin'ny Zanak'Isiraely, araka ny fianakaviany; ny tontalin'izay nalamina tamin'ny toby rehetra, araka ny antokony, dia dimam-polo amby dimanjato amby telo arivo sy enina hetsy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ireo no voaisa tamin’ny Zanak’Israely, araka ny fianakaviany. Ny tontalin’izay voaisa tamin’ny toby rehetra, araka ny antokony, dia dimampolo sy dimanjato sy telo arivo sy enina hetsy.
malagasy
Ireo no nalamina avy tamin'ny Zanak'Isiraely, araka ny fianakaviany; ny tontalin'izay nalamina tamin'ny toby rehetra, araka ny antokony, dia dimam-polo amby dimanjato amby telo arivo sy enina hetsy.