Numbers 2:4 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny miaramilany izay voaisa dia eninjato sy efatra arivo sy fito alina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary 74.600 ny antoko-miaramilany araka ny lehilahy voaisa.
Malagasy Bible 1865
ary ny miaramilany izay nalamina dia enin-jato amby efatra arivo sy fito alina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny miaramilany izay voaisa dia eninjato sy efatra arivo sy fito alina.
malagasy
ary ny miaramilany izay nalamina dia enin-jato amby efatra arivo sy fito alina.